Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

tsiambaratelo 02/05/2010 15:03
tsy mahita ho tantaraina sy lazaina ry namana isany,fa faly fotsiny mametraka izay voasoratsoratra :D

Ainan 01/05/2010 18:38
Sarotra ny fiainana ka mila mifanampy.Satria tsy misy olona mahavita tena zany @ fiainan an-tany. Tsy marina ary ve izany hoy ianao?

hery 30/04/2010 20:07
Hijery film kely aloha, State of Play, ho lany eto ny adin'ny roa http://www.imdb.com/title/tt0473705/

noromarisoa 30/04/2010 18:35
Le plaisir d'amour ne dure qu'un moment, le chagrin d'amour dure toute la vie

ravmaert 30/04/2010 14:25
SLT DOLY E
BA MATD SOLUTION E
CLE USB EN RAW
OK E
MERCI DAVANCE ZE MAITA SOLUTION
SLT DOLY E
BA MATD SOLUTION E
CLE USB EN RAW
OK E
MERCI DAVANCE ZE MAITA SOLUTION

hery 30/04/2010 09:46
Manandrana #ubuntu desktop 10.4. Ohatry ny mahafinaritra. Izay koa no mahatsara ny mampiasa serveur virtuel satria afaka installer-na dia raha tsy tiana dia ajanona. Mampiasa proxmox aho amin'io.

hery 29/04/2010 07:59
R.I.P. Père Rolland o.c.d. Hankahery anay hatrany ny tsiky tsy afaka eny imolotrao. Semban-drahona Roma sy Arivonimamo