Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

simplex 07/04/2010 23:02
malahelo an'i roche ah zany...
Fanhaiky 07/04/2010 12:39
Mba nandalo dia nahatsiaro dia nanoratra dia miarahaba antsika nahavita soa ny PAKA eh!!! am-pitiavana be foana
hery 07/04/2010 10:23
Statistika vitsivitsy: 45%-n'ny mpamangy http://namana.serasera.org no mampiasa Firefox, 41% mampiasa Internet Explorer ka ny 33%-n'ireo no mbola mampiasa IE6.
hery 07/04/2010 09:37
Haka sary matetitetika am'zay fa manjary mihainohaino fotsiny ny fakantsary...
hery 07/04/2010 06:06
Maraina izany, rapida kosa iny bus androany iny
Mahasahy 06/04/2010 19:07
Tsy izay vitan'ny olona no zava-dehibe fa izay hinoany fa vitany. Ny olona tafita dia tonga amin'ny tanjona izay iriny! Ka inona ary no mba fanirianao eto amin'ity fiainana ity?
Be ny resaka azo ambara fa itsikio fotsiny ny fiainana dia hitsiky aminao izy e!!!
dadasy 06/04/2010 15:54
dimy andro... hehehe
tindjy 06/04/2010 08:09
Nahafinaritra ny fetin'ny Paska e!!!
dadasy 05/04/2010 18:56
enina andro...
Voalohany  < 752 753 754 755 756 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 >  Farany
mg