Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Makouto 04/04/2010 11:17
tratry ny paka daoull e!!!
hery 04/04/2010 07:40
Mandrotsaka ny ranon'orany ho an'ny ratsy sy ny tsara... na mpino na tsy mpino, izy. Koa arahabaina tratry ny Paka daholo.
karaotikely 03/04/2010 19:04
Arahaba tratry ny fetin'ny Paka jiaby e
hery 02/04/2010 19:48
Jereo tsara antampon'ny kalvery Jesoa mijaly...
dadasy 02/04/2010 03:11
aleo manomboka manisa @ zay e!
folo andro sisa mbola ho avy....
fahamarinana 01/04/2010 15:51
Faly miarahaba sahady ny rehetra tratrany paska e!Dia manaova fety tsara daholo ,na mpino na tsy mpino ,!tsy olana fa safidy io ary andro tsy fiasana rahateo ! Peace !!!!!!!!
tia150620 01/04/2010 10:04
Samy mano pasika @ fahasambara sy ampilaminana ndaholo ary sika rehetra eh
hery 01/04/2010 07:12
Hitady lainga masina
Voalohany  < 753 754 755 756 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 >  Farany
mg