Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

atonamia 01/04/2010 05:41
Thank G for once nentin' ny saiko aho fa tsy nentin' ny foko
maeva74 31/03/2010 17:03
Mirary paka finaritra ho antsika rehetra namana tsy ankanavaka

Rapha 31/03/2010 08:38
MALAGASY MANKAIZA!ONTSA NY FO,NAMPANGORAKORAKA NY ZAVA-NISEHO NY 29 MARTSA TEO.IZA NO TENA TIA TANINDRAZANA ILAY NOMENA FAHAFAHANA HAMETRAKA VONINKAZO NANIMBA ILAY NAMPETRAKA SA ILAY NANOME FAHAFAHANA HO AN'NY TSY MITOVY FIREHANA.MALAGASY MANKAIZA!
Ny ANDRI-FARA
endrika01 31/03/2010 07:59
Mirary Herinandro Masina,feno vavaka ,sy Paka Sambatra hoan'ny namana serasera ny tenako!

bizzzzzooooouuuuu!!!!!!!!!
hery 31/03/2010 07:40
Falifaly ery aho miandry ny zandrinay ho avy Hatoroko andry zalahy ilay fiakarana mideza lolll
hery 30/03/2010 10:04
Mampidira filazana, antso, dokambarotra ao amin'ny http://bizna.serasera.org dia ampitampitao
zous 30/03/2010 04:26
Salama daholo e! Tena nampalahelo ny nijery ireo samy malagasy nifamono tetsy Ambohijatovo omaly ireny an. Ny mpanao Politika no mitady seza ho azy ko ny vahoaka no ampiadiana; eny e! misy ihany koa anie ireo olona no tsy misaina ihany. samia ihany mieritreritra vao manao zavatra e! mazto dhlo e!
Kdaombaramita 29/03/2010 17:59
Inona no ataonao rehefa kamokamo ? izaho izao avy nanao douche froide fa tsy mbola mazoto tsara dia eto anoloan'ity ordinateur ity miresadresaka amin'ny écran eto ! hi hi hi !
hery 29/03/2010 08:31
Misy ankizy mipetraka eny Andohalo mianatra ao amin'ny Sainte Famille miakatra sy midina an'io Ampahamarinana io an-tongotra isanandro e? Dia nefa tsy maninona akory
Andramako aloha raha vitako maraina sy hariva fa raha tsy izany tsy maintsy handeha fiara ihany
hery 29/03/2010 07:12
Joyeux anniversaire le akamako anakiray zay eeee Hendre tsara amin'izay fa efa lehibe
Voalohany  < 754 755 756 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 >  Farany
mg