Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 29/03/2010 08:31
Misy ankizy mipetraka eny Andohalo mianatra ao amin'ny Sainte Famille miakatra sy midina an'io Ampahamarinana io an-tongotra isanandro e? Dia nefa tsy maninona akory
Andramako aloha raha vitako maraina sy hariva fa raha tsy izany tsy maintsy handeha fiara ihany
hery 29/03/2010 07:12
Joyeux anniversaire le akamako anakiray zay eeee Hendre tsara amin'izay fa efa lehibe
hery 29/03/2010 06:19
Mirary herinandro mahafinaritra daholo indray o. Izaho efa nahavita kilometatra maromaro sahady :-p
manjamanga 28/03/2010 11:50
sambatra indrindra ireo olona izay misy mitia sy mahatsiaro,saingy mijaly kosa ireo izay tia nefa tsy mety ho tiana
atonamia 28/03/2010 07:08
tsy mahazo notification ny hafatra mihintsy:-((((
hery 28/03/2010 05:25
Tsss very adin'ny iray be izao...
IMR 28/03/2010 05:16
nitady aho dia nahita, ... raha te-hihaino radiovazogasy @ iPhone-nao ianao, dia tadiavo d ampidiro @ iTunes ny Application Shoutcast (gratuit), manaova synchro, d installer-o, d tadiavo eo hoe 'gasy' tazanao eo ny "radio vazo gasy", merci ki? merci Shoutcast
Iavolaza 27/03/2010 13:56
Mba rahoviana ihany ary ilay Gasikarantsika vao hilamina?
endrika01 27/03/2010 13:48
Mirary Fety Sambata hoan'ny namana serasera rehetra tsy an-kanavaka รด!!!!!!!!!!!!!!!
( Rameaux- Paka ) :D
Voalohany  < 755 756 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 >  Farany
mg