Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

belakely 25/03/2010 08:12
Dia hanahoana ihany ary ny ho tohin'ny ity tantara eto ity?
hery 25/03/2010 07:22
Tsy azoko mihitsy ilay tantara alina. Mila henoina fanindroany... amin'ny alarobia indray averina e
hery 24/03/2010 16:43
OK, rehefa misy lien eto amin'ny eritreritra mandalo dia azo tsindrina avy hatrany. Ohatra http://radiovazogasy.com
zous 24/03/2010 06:15
mba ahona re zany reo olona marary mafy ao amin'ny hopitaly ao reo amin'izao fitokonana ataondry zareo ao reo e! mahereza ihany alo ho an'ireo manana marary ao e! tsarà tontolo andro daholo e!
zous 24/03/2010 06:10
akory aby e!!!
hery 24/03/2010 04:48
Salama daholo e. Sakafo maraina anio: vary amin'anana sy saosisy. Miamm
keving 23/03/2010 05:49
za hoa te anana sipa iray!!
hery 22/03/2010 08:01
Resaka baiboly: hoy rakapy "7 andro ahoana no nahariana izao tontolo izao?" sy hoe "mamafy lainga ny baiboly"

Hapetrako eto ity resaka ity izay efa nataoko tatsy amin'ny forum ihany Jereo eto satria ity eritreritra mandal... Tohiny
hery 22/03/2010 05:44
Mirary herinandro sambatra indray. Mamovokovoka faramparany ny ririnina aty Eoropa amin'ity herinandro ity na dia efa tokony ho lohantaona aza izao... fa avy eo kosa dia ho tonga amin'izay ilay masoandro
manjamanga 21/03/2010 09:14
MAHAFINARITRA NY MIJERY INY LANITRA INY RAHA TSARA NY AO AM-PONAO AO
Voalohany  < 757 758 759 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 >  Farany
mg