Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

ikalamako 13/03/2010 09:35
Misy tononkira maromaro tafiditra ato : http://tononkira.serasera.org/ saingy tsy fantatra ny mpihira. Mba ombay mitady eee (Mifona mivalo - Rafiringa - Fitiavana niara-naniry...Dia misaotra ny mpampiditra hira foana an !
ikalamako 12/03/2010 17:14
tsss, ary hadino ny niarahaba ny ambanilanitra tratry ny taom-baovao !!! Salanitra eeeeeeeee
hery 12/03/2010 17:14
Hay ve sarotra be tahaka izao ilay mandeha e


maeva74 12/03/2010 13:27




NY FITIAVAKO ANAO


Nahoana moa isika roa no dia voatery hiteny hoe « tiako ianao »(Felaniary)
Nefa mifankafantatra ao am-po
Nahoana koa no rehefa tonga ny fotoana toy izao
Vao holazaiko NY FITIAVAKO ANAO

Tsy ho voalazako an-teny fohy raha ny fitiavako a... Tohiny
Kdaombaramita 12/03/2010 12:48


Anisan'ny mpihira ankafiziko indd i Natalie Cole
rhary 12/03/2010 11:01
Raha izao figaingainan'ny andro izao, raha ny toetoetry ny rano eto Madagasikara de tokony hotandrovana tsara ny rano, tsy lanilaniana foana sady tsy simbasimbana foana satria sarobidy sady lafo vidy tokoa izy ireny.Ny zavatra hita eto amintsika anefa de tsy misy miraharaha izany firy ny olona fa s... Tohiny
hery 12/03/2010 09:04
Toa izao no fametrahana video eto amin'ny eritreritra mandalo. Hatramin'izao aloha dia mbola Youtube ihany no azo apetraka fa mbola hatsaraina amin'ny manaraka.
Raha te hametraka video Youtube dia jereo ilay lien omen'ny Youtube.
Ohatra hoe http://www.youtube.com/watch?v=8kxC8CzwIOY dia alai... Tohiny
hery 11/03/2010 16:06
Oadray, noheveriko fa efa zoma sahady androany.
simplex 11/03/2010 11:57
izay manolotra ankafaliana no sitrak'A/tra...
Voalohany  < 760 761 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 >  Farany
mg