Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

lalavero 28/04/2016 11:02
mila anao hiaraka hamakivaky ny fianana
Ranix73 27/04/2016 13:04
Lasa n saik we hanw aon re n hoaviko eee??Ts mis marik ahalalan n hoav ve?
Ranix73 27/04/2016 13:03
Zah dia manatena fanapiana avy @ namana rehetra
soa.tiana 25/04/2016 11:37
hummmm!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! rendrika ngamba le olo e
Tsouaiina 24/04/2016 16:19
@Tsouaiina :
Fa ny fitserana no mandresy fankahalana
randrianavelona16 23/04/2016 06:38
Zarao ny eritrerirao sendra mandalo...tiko rah mb mis vavaka ato!
kerika 22/04/2016 16:32
Hoy i Jinjaka ;tena mahatsa tsika e! d mieritseritsa aho hoe: maninona rah ny tongotsa indray no ambony otsan'ny !!!!,!!
kerika 22/04/2016 16:22
@KERIKA : lasa oa ny saiko !!!!!!!,
Nilaza tamiko ity teratany vahiny iray oe TENA TSY TIA TANINDRAZNA mihintsy ranga ny Malagasy a!?......
Voalohany  < 59 60 61 62 63 64 65 66 67 68 69 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 96 97 98 99 >  Farany
mg