Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Priscaa 09/03/2010 13:09
salut ki fanja;fensoa;bénit;ando; sy zai namana rhtr ts vo tanisa!!!!!!!!!!!!!Mbnina iany eh matsiar aty diego!!!!!!!
xxx1 09/03/2010 12:12
Jesoa sakaizanay....
Bouboul2 09/03/2010 11:05
Kamo be a zany anao 2è session
sagiterus82 09/03/2010 08:45
eritreritra nandalo
sendra mba nanaitra ahy
nahita irony tonon-kalo
.......
Kdaombaramita 09/03/2010 05:57
Even if life is strong, love is always beautiful !
hery 09/03/2010 03:24
Vita iny ny andron'ny vehivavy. Andron'ny lehilahy indray ny sisa manaraka rehetra...
golarazafy 08/03/2010 20:09
miarahaba ny rehetra indrindra ny vehivavy tsy ankanavaka @ izao andro anio izao, vehivavy ravaky ny tokantrano, endriky ny lalana, manitra fitiavana. BISOUS DAHOLO.
maeva74 08/03/2010 14:47
Miarahaba ny vehivavy rehetra tratrin´ny 8 martsa
Ianao no fahazavana, nanafosafo sy nihantàna,
Masoandro nahitana ny tontolo,
Nandrotsy, nitaiza sy nikolo.
nannie 08/03/2010 10:39
Miarahaba ny vehivavy rehetra tratry ny 8 marsa !
ikalamako 08/03/2010 09:19
Manaova 8 martsa manitra mimosa daholo ry namana andriambavilanitra isany.
Voalohany  < 762 763 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 >  Farany
mg