Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 18/03/2010 05:41
Miala any indray ny tantara indray miseho "Tao Antsirabe tao"... efa henoko ao amin'ny RVG ao ny pub. Angamba amin'ny alarobia izao dia hampiseho ny talentany indray ry Bana sy ny tariny... Iza daholo no namelona ny tantara?
Henoko koa fa misy tantara efa manangasanga koa any, ary hafakely ny na... Tohiny
rsoa 18/03/2010 05:23
Maninona ary isika no tsy maintsy mandainga e ?
Tena efa tratra izao , dia mbola mandà ihany
na mila soketa amin'ilay nahita izany ......
kHim 17/03/2010 17:45
jamba mangery amorontevana ka latsaka aloan tainy
hery 17/03/2010 16:41
Nanahoana ihany ny actions androany? #madagascar
maeva74 17/03/2010 15:30

A PHP Error was encountered

Severity: Notice

Message: Only variables should be assigned by reference

Filename: libraries/bbcode.php

Line Number: 754





VALIM-BAVAKA
Mba ambarao mazava aminay ry Ray
Fa mbola misy zavatra tsy takatray
Ny tsy hamalianao ireo vavakay
Hatratramin’izao ka hatramin’izay
Fa mbola feno fahotana ve izahay
Ka mbola tsy voavelanao ny helokay
Na dia miantso anao isan’andro ary izahay
Dia... Tohiny
TAKTAK 17/03/2010 11:58
Roviana no vita ity crise ity?
Rapha 17/03/2010 09:01
RAHA NY TOKONY HO IZY RY MIRANA A! TSY MANONOFY AHO FA MATOA AHO MIVAVAKA DIA MILA VALIM-BAVAKA, FA MATOA TSY MAHAZO DIA MIATSARAVELATSIHY. SA AHOANA HOY IANAO. DISO NY HEVITRAO AN! TSY TEZIKA AKORY AN! Ny ANDRI-FARA
hery 17/03/2010 07:59
Hidina andalam-be izany ny anti-HAT manomboka androany. #madagascar
Mckaim 15/03/2010 15:05
raha hisafidy ianao: "ny olona tianao sa ny olona hiarahanao...????"
hery 15/03/2010 14:52
Manomboka ny resaka vondrona am'zay. Mila 15 andro eo ho eo.
Voalohany  < 764 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 >  Farany
mg