Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

noromarisoa 15/03/2010 14:43
Aza mandao ny olontinao ho an'ny olona mahafinaritra anao fa rehefa mahita ny olona tiany izy dia handao anao koa.
arline 15/03/2010 08:50
Bonne semaine à toutes et à tous!
hery 15/03/2010 08:24
Grrr, tsy mety mihitsy raha tsy mandalo kely ao amin'ny karajia na dia be asa aza... /join #jeu-motus
Joelinah 14/03/2010 08:15
veloma indray ary fa rapitso ndray ra afaka e!
Joelinah 14/03/2010 08:05
Alahady indray ny andro! de Alatsinainy rapitso, miverina otran isan'andro ndray! To otran'ny hankaleo zany kah, mba vizana nge za miasa e! Fa soa ihany FA MISY ANAO!
maeva74 13/03/2010 22:45
[youtube]maQIJzM5m8o&feature;[/youtub
ikalamako 13/03/2010 09:35
Misy tononkira maromaro tafiditra ato : http://tononkira.serasera.org/ saingy tsy fantatra ny mpihira. Mba ombay mitady eee (Mifona mivalo - Rafiringa - Fitiavana niara-naniry...Dia misaotra ny mpampiditra hira foana an !
ikalamako 12/03/2010 17:14
tsss, ary hadino ny niarahaba ny ambanilanitra tratry ny taom-baovao !!! Salanitra eeeeeeeee
hery 12/03/2010 17:14

A PHP Error was encountered

Severity: Notice

Message: Only variables should be assigned by reference

Filename: libraries/bbcode.php

Line Number: 754

Hay ve sarotra be tahaka izao ilay mandeha e


maeva74 12/03/2010 13:27
[youtube]RdVBmwROgQ8&feature;[/youtube]



NY FITIAVAKO ANAO


Nahoana moa isika roa no dia voatery hiteny hoe « tiako ianao »(Felaniary)
Nefa mifankafantatra ao am-po
Nahoana koa no rehefa tonga ny fotoana toy izao
Vao holazaiko NY FITIAVAKO ANAO

Tsy ho voalazako an-teny fohy raha ny fitiavako a... Tohiny
Voalohany  < 765 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 >  Farany
mg