Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Kdaombaramita 12/03/2010 12:48
[youtube]nitiMG81DRc[/youtube]

Anisan'ny mpihira ankafiziko indd i Natalie Cole
rhary 12/03/2010 11:01
Raha izao figaingainan'ny andro izao, raha ny toetoetry ny rano eto Madagasikara de tokony hotandrovana tsara ny rano, tsy lanilaniana foana sady tsy simbasimbana foana satria sarobidy sady lafo vidy tokoa izy ireny.Ny zavatra hita eto amintsika anefa de tsy misy miraharaha izany firy ny olona fa s... Tohiny
hery 12/03/2010 09:04

A PHP Error was encountered

Severity: Notice

Message: Only variables should be assigned by reference

Filename: libraries/bbcode.php

Line Number: 754

Toa izao no fametrahana video eto amin'ny eritreritra mandalo. Hatramin'izao aloha dia mbola Youtube ihany no azo apetraka fa mbola hatsaraina amin'ny manaraka.
Raha te hametraka video Youtube dia jereo ilay lien omen'ny Youtube.
Ohatra hoe http://www.youtube.com/watch?v=8kxC8CzwIOY dia alai... Tohiny
hery 11/03/2010 16:06
Oadray, noheveriko fa efa zoma sahady androany.
simplex 11/03/2010 11:57
izay manolotra ankafaliana no sitrak'A/tra...
nyhsina 11/03/2010 11:53
mahafinaritra ny mifandray samy gasy
IMR 11/03/2010 00:54
rah ho any ianao dia fantaro fa tsysy paradisa hovantanina any, .... aza manatena ny lonaka raha mody antanindrazana, sao ho ranomaso sisa no fiazana ... (bodo)
Kdaombaramita 10/03/2010 13:33
Mazoto be aho raha te-hanoratra ho ahy ianao )
hery 10/03/2010 10:04
Mbola misalasala hatrany hoe ho any amin'ny RNS sa tsy ho any. Be loatra ilay fivoahana an'i Italie ka sao dia lazaindry zalahy hoe manao afera lolll
hery 10/03/2010 09:46
Dia faly miarahaba an'i Raozigasy nomen'Andriamanitra ny dimby... tonga soa Samitiana, izay no dikan'ilay samy tiana andriana mihaja omaly e
Voalohany  < 766 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 >  Farany
mg