Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

ngasy 01/03/2010 12:35
salut daholo ry sipa mba omeo num
fahamarinana 01/03/2010 12:04
hummmm !Eto indray hiondana radiovazogasy tahaka ny mahazatra e!IIza no ho namako ao ?
hery 01/03/2010 08:39
Salama daholo indray nareo eto amin'ny namana serasera o...
dadasy 01/03/2010 04:53
Hotahiana anie i Neny, zay nitrotro folo volana, nahitanay masoandro sy ny kintana amam-bolana...
Hotahiana anie ry Neny ireny rehetra rehetra ireny...
mketsa 28/02/2010 17:28
...hitako ianao ry malala nitsikitsiky t@ nofy!avy hatrany aho tonga dia niantsampy...inona no teo fa ny saiko no tsy ampy!!!
raozigasy 28/02/2010 16:05
efa azo vidiana ao amin'ny www.shop.serasera.org izany izao ny DVD 10 eme AnniverSERASERA e
cowgirl 28/02/2010 13:02
i´m a single cowgirl
lalainaM 28/02/2010 10:48
Kolosiana 3:12 Koa mitafia famindrampo sy fiantrana, fahamoram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, fandeferana, araka ny olom-boafidin'Andriamanitra sady masina no malala
raozigasy 28/02/2010 10:24
mitady mpianatra journalisme any amin'ny oniversite any dago hifampizara traik'efa ...
Voalohany  < 767 768 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 >  Farany
mg