Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

hery 09/03/2010 03:24
Vita iny ny andron'ny vehivavy. Andron'ny lehilahy indray ny sisa manaraka rehetra...

golarazafy 08/03/2010 20:09
miarahaba ny rehetra indrindra ny vehivavy tsy ankanavaka @ izao andro anio izao, vehivavy ravaky ny tokantrano, endriky ny lalana, manitra fitiavana. BISOUS DAHOLO.

maeva74 08/03/2010 14:47
Miarahaba ny vehivavy rehetra tratrin´ny 8 martsa
Ianao no fahazavana, nanafosafo sy nihantàna,
Masoandro nahitana ny tontolo,
Nandrotsy, nitaiza sy nikolo.

ikalamako 08/03/2010 09:19
Manaova 8 martsa manitra mimosa daholo ry namana andriambavilanitra isany.

hery 08/03/2010 08:37
Arahabaina daholo ny vehivavy tratry ny fetiny androany e... dia hendre tsara daholo :-p

snoky 08/03/2010 08:24
fa maninona kay raha vao mba tia olona iray ny lehilahy dia ilay vehivavy ndray no tsy tia. ary marina ve? fa ny tarehy mamitaka.

tatacris 06/03/2010 09:42
slt tena aona kay ny fika ra misy olona iray tena revena nefa tsy mety ita mintsy izy