Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 26/02/2010 11:05
Mandalo FB mijery hoe maninona ny Dedikasy @RVG no tsy mivoaka any grrr
hantafara 26/02/2010 10:59
mitady namana lhl na vhv mba afaka miresadresaka sy mifampizara ny tsara sy ny ratsy
hery 26/02/2010 10:44
Tsy ratsy ilay hira vaovaon'i Felaniary sy Bodo Fitiavako anao nampidirina ao amin'ny @rvg
hery 26/02/2010 07:50
Mbola migrevy ve ny dokotera sy ny hopitaly any Dago? Dia ahoana ny marary kle
endrika01 24/02/2010 10:12
Lasa wa ny eritreritra we ; Akaiky ity ny Paka,de hoavy iany koa ny fankalazana ny faha-50 taona ny nahazahoana ny fahaleovantena,nefa mbola tsy mamiratra iany le hoavy eh!!!!!!!!!!!!!

Rahoviana re eh!!!!!!!!!!
cowgirl 23/02/2010 19:40
Sssssssss! No comment
Bouboul2 23/02/2010 11:16
Anya anao lay tokana asa ianao na ivadika fa ny aty mitady anao fatratra
andrylava 23/02/2010 08:21
le plus grand moment de plaisir de l'homme est aussi son plus grand moment de faiblesse.
Rapha 23/02/2010 08:01
GAGA ANAO RA-MALAGASY FA MIVAVAKA SY KRISTIANA NO MARO ETO AN-TANINDRAZANTSIKA SAINGY OMALY TSY MIOVA IHANY. NAHOANA RE E!
NY ANDRI-FARA
Voalohany  < 769 770 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 >  Farany
mg