Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

i-tie 25/02/2016 09:14
Tanana zatra mitsotra ka tsy vanonko hivonkimbokina
Tongotra zatra mihetsika ka tsy velon-kidongizingizina
Maso efa zatra mitazana, tsy viza-mitsinjo 'lay tsy haritra
Vava efa zatra mipentsona, ka vonon-kiresa-maharitra.
andrysecabi 22/02/2016 11:32
@lanota : Manahoana. Aleo fa hifankafantatra tsara amizay izany isika manomboka eto. Azonao alefa aza ny laharan'ny findainao fa ny ahy 0349090226
maximilio 20/02/2016 21:09
@janistania : Salut cava? On partage la même passion pour la musique^^
maximilio 20/02/2016 21:08
@nirella : Bonjour Nirella, salàma tsara ve?
maximilio 20/02/2016 21:07
@myriame : Bonjour Myriame, fahasalamana?
maximilio 20/02/2016 21:06
@sapoty : Bonjour, salàma? parfait be loatra zany olona tadiavinao zany an!!!!
maximilio 20/02/2016 21:05
@poussi24 : Bonjou poussy, salàma tsara ve? izaho dia mitady olona tsotra toa anao koa ka mandra-pihaona vetivety aza. Bonne soirée bisous
JOSEPHMAN 20/02/2016 19:46
Mila mailo isika fa ny satana indray amizao efa manana eglise sy baiboly ,any american izy io efa manjaka mihitsy ,mety ho tonga aty faritra afrique izy io,fa aleo isika mitandrina tsara fa mahay fahagagana izy io,mahay mampanankarena.nef tsy maharitra ny zavam-bitany
Voalohany  < 60 61 62 63 64 65 66 67 68 69 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 96 97 98 99 100 >  Farany
mg