Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Iavolaza 19/02/2010 09:54
Sao mba mahasoa anao koa ity : " Vous ne pouvez pas avoir un visage heureux sans un coeur heureux"
hery 19/02/2010 00:58
Azo atao manomboka izao ny mangataka ho naman'ny mpikambana iray. Jereo ny momba azy dia tsindrio ilay hoe "Te ho namana". Raha ekeny ianao dia tafiditra ho namany manokana.

http://farm5.static.flickr.com/4007/4368345635_4a71e2df5a.jpg
walte 18/02/2010 16:21
Misy zavatra tsy azoko mihintsy eto amin'ity Firenena ity, moa ve ny mpitondra fivavahana tsy natao hibebaka ho an'ny firenena, nefa ny eto amin-tsika izao dia ny mpitondra fiangonana indray no mitaona ny olona hanao politika, izany hoe hitokona angamba marimarina kokoa. Sa efa lasa fitaovana politi... Tohiny
IMR 17/02/2010 20:47
Mba sendra lasa ato @ serasera ny eritreritro fa mitady namana any amin'ny bekintana aho fa hitodidoha kely any atsy ho atsy (juin/juillet 2010). Koa raha misy te hamaly ahy dia mandefa hafatra! misaotra ny namana serasera.
Kdaombaramita 17/02/2010 19:38
Fa angaha ary tsy misy tantara intsony rehefa alarobia fahatelo, sady tsy mety mandeha mihitsy ny RVG-ko ! Maninona ary ? Tsy misy mandeha izay pitsirina !!!
maryline 16/02/2010 19:36
Dinika : Amin'ny fomba malalaka, tsy misy bedy.

Noforonin'i vegas Tamin'ny 28/10/2005 | Mpikambana 453
Niova farany 16/02/2010 19:57:04 | ikaretsaka -> Vakio
Mpandrindra : fijo ari.malala always tess vegas

Ireo mpikambana |
Tena nanao izay moyen hidirana fa tsy mety tafiditra e! Inona ... Tohiny
Asaj 16/02/2010 13:12
Gasy ka manja
hery 16/02/2010 11:26
Mahita fafiny mianatra language #c. Mitovy amin'ny php amin'ny ankapobeny dia milay...
Bouboul2 16/02/2010 08:17
Aotran tany tsy misy ola eto ry zalah zay zany ts mba nis nanoratr mitsy alaitr ny ela be zay ka oe zany mitsy le aty himalaya isolé au bout du monde?
dadasy 14/02/2010 14:31
"Mifankatiava ihany, raha mbola velona aina, tsy misy toy izany no mampifaly saina...."
Voalohany  < 771 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 811 >  Farany
mg