Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

lafiny 02/03/2010 05:50
Toa maizina ny tany raha vao tsisy anao,
Alaelo sy tomany ,toa toloko sy talaho
Rahoviana re !vao mba hitsahatra izy izany ?
Ianao ve mba mahita any an-danitra any ?
romeroll 01/03/2010 14:34
otran'ny misy fiovany be mihitsy ny fiainantsika, miova ny sakafo ohanina, miova ny rivotra iainana, miova ny fandriampahalemana, miova ny fitiavana, miova ny fitondrana, angamba koa tsika atsy ho atsy hiova, lasa zoulou daholo satria ilay fiovana miharatsy ....
hery 01/03/2010 12:48
Tsy mbola ranomasina hosotroina izany (c'est pas la mer à boire)
ngasy 01/03/2010 12:35
salut daholo ry sipa mba omeo num
fahamarinana 01/03/2010 12:04
hummmm !Eto indray hiondana radiovazogasy tahaka ny mahazatra e!IIza no ho namako ao ?
hery 01/03/2010 08:39
Salama daholo indray nareo eto amin'ny namana serasera o...
dadasy 01/03/2010 04:53
Hotahiana anie i Neny, zay nitrotro folo volana, nahitanay masoandro sy ny kintana amam-bolana...
Hotahiana anie ry Neny ireny rehetra rehetra ireny...
Voalohany  < 772 773 774 775 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 811 812 >  Farany
mg