Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

xxx1 12/01/2010 16:37
Au moins on se parle encore......c'est déjà beaucoup....
Fanhaiky 12/01/2010 12:05
Raha maloka androany ny ampitso antenaiko fa mbola hihiratra hatrany
Kdaombaramita 11/01/2010 20:37
Tsy vita mora izay atao, mila herintsaina zotompo ary koa ny faharetana ...... hey hey hey aza mora kivy, aza mora kivy, " ts'isy mafy anie tsy laitran'i Zoto " )
dera0805 10/01/2010 17:01
samy manana ny tiany ny olona rehetra, samy manana ny endriny, samy manana ny toetrany,...tokana ny tsirairay
hery 07/01/2010 16:56
Handeha ve ity milina fanasan-damba ity?
Raha any amin'ny toerana tsy misy rano kanefa misy jiro no ametrahana ireny milina fanasan-damba ireny dia mety handeha ve raha toa izao no atao?
http://farm3.static.flickr.com/2791/4254297312_a350a269ae.jpg

Mazava ho azy, ny barika no ampiasaina... Tohiny
do68 07/01/2010 09:38
Arabaina tratry ny taona daholo, hitondra soa sy fahasalamana ho antsika ity taona vaovao ity
raozigasy 07/01/2010 00:03
Andao ary isika hoe hitanisa izay faniriantsika tiana hotanterahina amin'ity 2010 ity raha marina izany e !!!!
dangytsmaty 06/01/2010 06:45
Miarahaba ny namana rehetra , nahatratra ny taona 2010 enga anie ka hitondra zava-tsoa ho antsika ny fahatongavan'ny taona 2010, mirary fahomboazana ho an'ny rehetra @ty taona ity
VLAN91 05/01/2010 07:24
Tratry ny taona 2010 daholo e
VLAN91 05/01/2010 07:20
Tsy misy lazaina ny momba ny eritreritra vaovao
Voalohany  < 776 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 > 
mg