Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

walte 24/01/2010 14:26
F'izaho bandy kely, kelikely sandry, tsy mba nigafigafy, fizaho tsy mba nanana zavatra lafo, hatramin'izay, naleoko tsy nanana olonitia.
endrika01 24/01/2010 12:18
kamo be zah ry zareo!
asa nareo raha mbo nisy fotoana efa napakamo be,fa tena tsy mety voatohitra mintsy!:D
dadasy 24/01/2010 05:47
Saika hampidiriko any @ tononkira izy ity, fa rehefa nojerena de tafiditra eto ihany ka aleo eto no apetraka:
lohateny: O Gorisagorisa!
Tononkira feno: O gorisagorisa, o karatsakaratsaka an'alan'akondro!!
Mpihira: Jean Fredy
kybaye 22/01/2010 13:34
tena inspiratrice be katiaa ,za mahita fa lazao ahyny momba anao de ok
dadasy 22/01/2010 12:43
"Fony ianao zazavavy tsotra, nitondra kitapo, nanao tablier, nanao tablier..."
walte 22/01/2010 12:36
Izay resahana dia mety avokoa
carene 22/01/2010 12:29
evtra in kay notena azo resaana eto e! politika v?
dadasy 22/01/2010 01:57
"lay akanjo fotsy... tsy nanaovanao raha tsy andro alahady...."
hery 21/01/2010 12:52
Nifindra lasy aloha ny karajia (Chat na resaka mivantana) eto amin'ny serasera Jereo ity http://bit.ly/8hiIq0
hery 21/01/2010 09:19
Betsaka ny ankizy tsy tafiditra ao amin'ny karajia fa tsy mandeha ny cgi-chat. Efa eo am-panamboarana azy hono ry zareo... Sao dia tokony hiova reseau ary tsss...
Voalohany  < 777 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 811 812 813 814 > 
mg