Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 27/01/2010 05:35
Karajia: efa nifindra izahay an... raha te hiresaka mivantana dia afaka miditra ao amin'ny http://karajia.org toy ny mahazatra. Raha mampiasa fitaovana (script sns) dia
Serveur : irc.serasera.org
Port : 6667

sady hatsaraina ihany.
hery 26/01/2010 21:42
Oayyy miteny le zanako. MIteny hoe tsara, tre, tsay tsay tsay lolll ankoatry dada izany an
hery 26/01/2010 21:39
MIadana loatra ny connexion ka aleo matory...
hery 26/01/2010 17:21
Ok, vita koa izany iny aloha ny resaka twitter. Manao ny dikateny amin'ny teny malagasy sisa rahalina dia ok.

Raha tianao hipetraka any amin'ny twitter ny eritreritra mandalonao dia mandehana eto...

Mampiasa oAuth aho ka noho izany dia tsy... Tohiny
hery 26/01/2010 17:18
Sahirana mafy mampiditra ity eritreritra mandalo ity ao amin'ny twitter
raozigasy 26/01/2010 17:02
kivikivy fa betsaka ny olana tsy voavaha !!!
hery 26/01/2010 16:03
Eo am-pikarakarana ny efitrano vaovaon'ny karajia #serasera amin'izao fotoana izao. Ho gasigasy koa iny rehefa vita.
hery 26/01/2010 15:59
Zao hono vao tena miditra ririnina ny eto Italia... atao ambonimbony mihitsy ny mpanafàna. Tsisy bedy fa ny Afrikana tsy mahataty ririnina
arline 26/01/2010 10:16
quand on est maman, rien ne compte plus que ses enfants!
maeva74 25/01/2010 23:16
Toa izaho irery sisa no maminavina izay hitranga eto e!! Toa mangingina izy izany e!!!
Voalohany  < 778 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 811 812 813 814 815 816 > 
mg