Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 24/12/2009 22:13
Dia mirary soa sy fanambinana ho antsika rehetra. Ity video kely ity no atolotra ho fiarahabanay anao. Jereo eto
raozigasy 24/12/2009 21:14
Tratry ny krismasy daholo eeeeee
pussynah 24/12/2009 06:02
JOYEUX NOËL A TOUS
balitabe11 22/12/2009 12:19
Mba te hahita fitiavana hafa, ahafahana mandanjalanja ny fiainana sady te hanana namana maro indrindra ny vehivavy izay manambady

mintsoa 22/12/2009 11:50
ye!mirary fety sambatra ho any olona rehetre zany koa!
endrika01 22/12/2009 10:35
Mirary fety sambatra daholo ô!!!!!!!!!!!!!!!!!
Rafahafahana 21/12/2009 16:10
Ny ahy zao ny tena tiako dia noely foana dia mahazo cadeaux be isan'andro koa aho.
andry08 21/12/2009 09:51
Tena ho handalo indray izao i dadabenoely! Raha tsy mi-patine ny saretiny!
nannie 20/12/2009 07:01
Am-pifaliana feno no irariako Krismasy sambatra ho antsika rehetra.
Voalohany  < 779 780 781 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 > 
mg