Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

damah 02/03/2016 08:07
@zanive : b msotra fa voaray e
i-tie 01/03/2016 07:00
Ny tonga tsy miarahaba, hono, mety sahirana ve ?
Ny lasa tsy nanao veloma mantsy efa tena dodona.
maximilio 29/02/2016 10:18
@janistania : Coucou janistania; cava? ^^
maximilio 29/02/2016 10:14
@nirella : oui et toi nirella, tena efa ela izy zany annnn!!!
i-tie 25/02/2016 09:14
Tanana zatra mitsotra ka tsy vanonko hivonkimbokina
Tongotra zatra mihetsika ka tsy velon-kidongizingizina
Maso efa zatra mitazana, tsy viza-mitsinjo 'lay tsy haritra
Vava efa zatra mipentsona, ka vonon-kiresa-maharitra.
andrysecabi 22/02/2016 11:32
@lanota : Manahoana. Aleo fa hifankafantatra tsara amizay izany isika manomboka eto. Azonao alefa aza ny laharan'ny findainao fa ny ahy 0349090226
Voalohany  < 61 62 63 64 65 66 67 68 69 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 96 97 98 99 100 101 >  Farany
mg