Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

dadasy 31/01/2010 06:15
Sendra mandalo ato an-tsaiko ity hira tany am-piangonanay fony izahay mbola kely, de indro averiko eto:
"Tsy horaisinao ve, raha mandalo ny Tompo (2)
Aza odian-tsy hita (2)
Aza odian-tsy hita raha mandalo ny Tompo tia anao!"

dadasy 29/01/2010 16:55
Eka ozy! @ 12 atoandro, -23*C ny maripana (feels like -33 nohon'ny rivotra!!) Izao ahay mba azo atao hoe ririnina!

hery 29/01/2010 07:50
@angie > Joyeux anniversaire dia mirary soa ho anareo telo mianaka indrindra koa fa ny zazah. Ho tratry ny taona mitsingeringerina dia hitombo fahasalamana hatrany.
Hery

xxx1 29/01/2010 07:07
....Tena ity ve zany ilay fitia voarara vao niatomboka nolazain'i poopy fahiny....ratsy fiantefa tokoa ny safidin'ity fo nefa efa tia ka dia à la guerre comme à la guerre, je fonce .....

hery 28/01/2010 13:38
Nisy tsy tafiditra karajia #serasera intsony fa feno ny trano (80 no fetra tao) Nampitomboiko 120 amin'izao ka tokony tafiditra daholo.

hery 27/01/2010 10:27
Ok efa azo lazaina hoe mandeha ny karajia ao amin'ny #serasera. Fandaminana vitsivitsy sisa. http://karajia.org