Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 10/12/2009 17:17
Tonga soa koa ny cousin-n'i Aina , nahazo vahiny kely ry Angie. Arahabaina eeee!
endrika01 10/12/2009 09:07
Dia hivalona afaka andro vitsy ny taona,ataoko fa tsy misy ny nanenenana,fa taona ratsy tsy nisy nilaina azy le 2008,hi hi hi
mbo eritreritro nandalo!!!!!!!!!!!!!!
vahini 10/12/2009 08:13
hiandry ny orana ho lany angamba vao hahita lanitra tsara isika malagasy e !
captation 09/12/2009 22:13
NY ISA ROAPOLO ( 20)

Rehefa mianatra hono ka te ho tafita dia fady dia fady ny manao sipa fa raha tsy izany dia dondrona sy tsy mandeha ny fianarana.Misy ny ray aman-dreny sasany mahavatra mihitsy taloha (asa ankehitriny), mandrara, manasazy ny zanany , fa ny fianarana aloha no ambony indrindra , r... Tohiny
Asaj 09/12/2009 08:01
Mahagaga indraindray ny malagasy toa tia miolakolaka, tsy tsara sy mahasoa ve raha tonga de mahitsy. Ary ianao andao mba hiezaka ny hahitsy fa ho lany andro miolakolaka eo anie farany ho tonga amin'ilay fiteny hoe taitra ny olona tsy taitra ka taitra irery vao ...
Asaj 09/12/2009 07:51
Mahafinaritra ery ny mahita azy miramirana lava sy tia tsikitsiky
toobib 09/12/2009 06:17
Hifarana ity ny taona 2009. Dia mirary atsika sahady noely sy taom-baovao sambatra é..Aoka ifankatia atsik Malagary re..
fahamarinana 08/12/2009 14:36
Dia inona angaha ny programme-nareo amin'ny fety e ? Mba lazao,mba tanatarao,mba zarazarao sao mahasoa !
Rapha 08/12/2009 06:00
NAHOANA MOA ISIKA NO LASA MIFANDRIPAKA, MIFANEBAKA,MIFANOHITRA KANEFA MALAGASY IRAY.AIZA ILAY SOATOAVINA NIREHAREHAVANTSIKA FAHINY ELA BE. INDRISY MANTSY FA BAIKON'NY VONINAHITRA SY NY FITIAVAN-TSEZA.
maherylaza 07/12/2009 17:09
mba te hanana anao ho namana raha sitrakao!
Voalohany  < 782 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 > 
mg