Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Kdaombaramita 13/12/2009 15:19
Fais de l'Eternel tes délices et Il te donnera ce que ton coeur désire
emonate 13/12/2009 15:10
SLT DAHOLO HOANY MLG REHETRA ANY MANERATANY ANY HANAO KRISMASY TSIKA
DE MIRARY FETY SY TAOMBAVAO AFA MIHINTSY HOATSIKA NI TENAKO OK
2010 ANIE ENGANIE MBA TSIHISY GREVI OK
MURIO 12/12/2009 16:56
"""""...Mba ampanjakao @ izay re NY FIHAVANANA eeee..."""""
"""""Ajanony @ zay ireo adiady sns...."""""""
Starixland 11/12/2009 12:17
Rahovina ihany reh eéh!!
Rapha 11/12/2009 05:32
ANDRIAMANITRA O!JEREO NY TANINDRAZAKO.
Rapha 11/12/2009 05:32
ENY HOY AHO RAMALAGASY. AIZA HO AIZA ISIKA IZAO MITAHA NY TAONA ARIVO FAHAROA SY NY FAHATELO. ANDEVOZIN'NY POLITIKAN-TSEZA IREO MILAZA HO TIA TANINDRAZANA. RAHA TAHINY MOA KA MIFOHA DAHOLO IREO MALAGASY MARO NAMOY NY AINA HO SORONA NOHO NY TANINDRAZANY.AHOANA RE E !?
Ny Andri-Fara
dahuily 10/12/2009 20:01
Inona re no azoko atao an'ity Gasikarako ty eee !!!! mijaly loatra izy sy ny mponina ao aminy !!!
hery 10/12/2009 17:17
Tonga soa koa ny cousin-n'i Aina , nahazo vahiny kely ry Angie. Arahabaina eeee!
endrika01 10/12/2009 09:07
Dia hivalona afaka andro vitsy ny taona,ataoko fa tsy misy ny nanenenana,fa taona ratsy tsy nisy nilaina azy le 2008,hi hi hi
mbo eritreritro nandalo!!!!!!!!!!!!!!
vahini 10/12/2009 08:13
hiandry ny orana ho lany angamba vao hahita lanitra tsara isika malagasy e !
Voalohany  < 783 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 811 812 > 
mg