Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

endrika01 17/12/2009 11:49
Ny fahanginako!,aza hararaotinao!
Matahora ilay atahorako,mahita ny ao amin'ny miafina indrindra,indrindra (xxx) izay iafenanao io!
hery 17/12/2009 09:27
Salama daholo indray e...
Mandreraka be aloha ny toe-trandro aty amin'izao fotoana izao kanefa revena manja fa fombany io. Efa ho avy ny krismasy.
Eo ampikarakarana ny famerenana an'ilay resaka biz'oroka aho io. Asa rahatadidinareo fa nisy an'izany biz'oroka izany ny namana . Somary mifam... Tohiny
Kdaombaramita 16/12/2009 16:41
Tsy mahalala ny tata-body ka mifitra amin'ny antsy maranitra ! )
Makouto 16/12/2009 14:11
hmm....zao no tena ilàna vodka fa tena mila tsy ho zaka mihitsy ny hatsiaka kay frizz mitsy
Rafahafahana 16/12/2009 11:26
Noely sambatra
Taom-baovao finaritra
hery 16/12/2009 07:54
Hmmm... tsy dia mahafinaritra loatra ilay hoe mahita internet 24h isanandro
Kdaombaramita 14/12/2009 18:30
Tsy ny ratsy sy ny tsara no misy fa ny tiana sy ny tsy tiana.
lohataona 14/12/2009 15:51
Faly e! Tonga ny ririnina, hahita laglasy be indray izao, ny akanjo no hatao 10 sosona. pfffff!
Mivoaka mbola alina ny andro dia mody efa alina koa ny andro.
hery 14/12/2009 08:22
Lundi joli indray e. Atao joli joli foana isanandro amin'izay vetivety dia tonga ny weekend
Mbola ela be koa vao tonga ilay krismasy tsss
Kdaombaramita 13/12/2009 15:19
Fais de l'Eternel tes délices et Il te donnera ce que ton coeur désire
Voalohany  < 784 785 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 811 812 813 814 > 
mg