Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

fahamarinana 26/11/2009 19:17
Oh la la !Bonne be ilay émission rock be any rvg o !Merci merci merci !Ao amin'ilay itiavantsika azy mihintsy e!
fahamarinana 26/11/2009 16:08
Ohatyrany hoe nikatso rvg sa akory ? Efa naharitraritra ihany zay kalé !Lasa niampy avo firy heny ny fahanginako !(-:
hery 26/11/2009 14:58
Mijery Merry Madagascar lolll... Milay. Efa krismasy sahady ny andro

http://farm3.static.flickr.com/2674/4130084817_b174046a77.jpg
simplex 26/11/2009 13:33
oeeeeeeeeeeeeeeeee
mande ny smileys
merci sefo ^:^
fahamarinana 26/11/2009 12:30
Ohatrany hoe mba mety ndray androany !Esy e !;-p
rozymalalan 26/11/2009 11:23
manin moa raha hoe mpinamana de minjanona mpinamana fa tsy voatery ho sipa
gocpr 26/11/2009 10:49
mitady sipa 22 - 26 taona, ary monina eto Tana lava sady sariaka
atonamia 26/11/2009 06:12
Manontany tena hoe inona no tena but @ fiainana zany raha samy ho faty ihany ..... inona ny antony hiainana ...
dadasy 26/11/2009 05:27
Fa maninona moa no afatratra any amin'Andriamanitra ny tsiny rehefa misy ny tsy fahombiazana? aiza ny anjara toeran'ny safidin'olombelona? Rehefa misy zava-hafy manjo, dia voalaza matetika ny hoe "fiainana izany e" na hoe "izao no lahatra', fa rehefa mety ny atao, toa vitsy no mahatsiaro fa fiainana... Tohiny
Voalohany  < 786 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 > 
mg