Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

fahamarinana 08/12/2009 14:36
Dia inona angaha ny programme-nareo amin'ny fety e ? Mba lazao,mba tanatarao,mba zarazarao sao mahasoa !
Rapha 08/12/2009 06:00
NAHOANA MOA ISIKA NO LASA MIFANDRIPAKA, MIFANEBAKA,MIFANOHITRA KANEFA MALAGASY IRAY.AIZA ILAY SOATOAVINA NIREHAREHAVANTSIKA FAHINY ELA BE. INDRISY MANTSY FA BAIKON'NY VONINAHITRA SY NY FITIAVAN-TSEZA.
maherylaza 07/12/2009 17:09
mba te hanana anao ho namana raha sitrakao!
hery 07/12/2009 10:55
Am'zao noely izao...
capitaine 06/12/2009 19:13
Malaza @ zao fotoana izao ity hoe “mira lenta” ity. Inona no tena tanjona amin’izy io fa tsy dia mazava amiko loatra. Hampitovy ny lahy sy ny vavy ve? Raha izany no izy dia diso am-boalohany izay nahita io hevitra io. Satria amiko ny lahy sy ny vavy dia tsy hitovy mihitsy na oviana na oviana, ... Tohiny
lilyrose 05/12/2009 16:51
Inay anie aho ka voron-kely ary elatra dia mba nitsoriaka namakivaky iny habakabaka iny e!
endrika01 05/12/2009 14:53
Zah ry reto hoatrin'ny malahelo be zany eh! tsisy hoe nahoana!? fa malahelo fotsiny zao
zenitude 05/12/2009 13:39
Tsy hitako intsony izay atao T_T
andry08 04/12/2009 19:39
Mba nankaiza hoà i rabaofy iny e??? Avy nanao korontana izy dia tsy hita, miafina kosa lahy ambadika psclones an! Heisy aho eee! ra sss e!! Efa nihalehibe ve dia nimpirina sa mody milamina alohan'ny korontana hafa??? Miafena ao @ pôlitika ao eeee!
miandry 04/12/2009 10:23
Raha iny mantsy ilay Gasikara no niova loko fa ny malagasy rehetra dia niala tanteraka tamin'ny fifampialonana tsy misy handrosoana.... Ehhhhhhhhhh Tsy maintsy mbola ho avy izany e!!!!
Voalohany  < 787 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 811 812 813 814 > 
mg