Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

gocpr 26/11/2009 10:49
mitady sipa 22 - 26 taona, ary monina eto Tana lava sady sariaka
atonamia 26/11/2009 06:12
Manontany tena hoe inona no tena but @ fiainana zany raha samy ho faty ihany ..... inona ny antony hiainana ...
dadasy 26/11/2009 05:27
Fa maninona moa no afatratra any amin'Andriamanitra ny tsiny rehefa misy ny tsy fahombiazana? aiza ny anjara toeran'ny safidin'olombelona? Rehefa misy zava-hafy manjo, dia voalaza matetika ny hoe "fiainana izany e" na hoe "izao no lahatra', fa rehefa mety ny atao, toa vitsy no mahatsiaro fa fiainana... Tohiny
raozigasy 25/11/2009 23:36
koa maninona moa raha taritina ato daholo ireo gasy rehetra ao amin'ny face book ireo e !!!
simplex 25/11/2009 14:12
... wishing and hoping...
hajaniaina 25/11/2009 13:54
fa maninona re enao no tsy misy teny ambara mitsy eh??
nanjakely 25/11/2009 11:50
izao no porofo hilazako fa tsy mitombina loatra lay fialana na excuse hoe eritreritra nandalo no saika ho alana ,tsy mifanakaiky mihitsy ny E (eritreritremandalo) sy ny P(politique) ka hazao tsara tompoko !
nanjakely 25/11/2009 11:47
rehefa sur kosa fa tsy nisy nigafy lay politique de tsy olana e fa sao de nisy namana tsy nahatanty anlay pression politique tao de manindry ny hafa ,tsapan'ny namana rehetra mantsy fa manindry be ny tgv ao aminareo mpi forum politique ao
Voalohany  < 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 811 812 813 814 > 
mg