Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

dadasy 22/11/2009 16:28
efa hifarana ny volana novambra afaka herinandro nefa ny ranomandry mbola tsy tonga ihany??? mafana "ara-bakiteny" angamba ny tany!!

Oseanne 22/11/2009 12:34
slu! ke tout le monde ki ce message rayonne tous de bonheur et de joie; ne baisse jamais les bras

hery 21/11/2009 21:38
Ity koa anie izao mety azo atao hoe rediredy mandalo e
... raha ohatra ka hoe rediredy ny eritreritra mandalo indraindray.
Ity koa anie izao mety azo atao hoe rediredy mandalo e

fahamarinana 21/11/2009 21:04
aleo handramana aza aloha !Ny eritreritro mandalo androany? Toa tratran'ny gripa aho zany,asa na A na B na C na D !