Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo

maheryrandria16 04/03/2016 17:02
@matiana : mitovy amik ny tantarnw ny zanak ten mizak ny mafy ny ahy 3 mianadah no nilozan reniny ef niezak nampod az za saing indrisy

volaniavo 03/03/2016 13:34
Izaho: Mieritreritra aho hoe: Raha ny lehiben'ny faritra ve no manao lozam-pifamoivoizana in-droa sahady tao anatin'ny fotoana nahalany azy dia azy ny fahadisoana, ahoana no hevitrareo ?gadraina ve?