Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Mamihents 25/11/2015 10:24
Manahoana daholo,,zao za vao niditra tato @namana serasera,dia mba te ahafantatra oe in avy no zavatra atao ato kay azafady??
tohindraza 24/11/2015 08:01
@melina : oay zany hatsaranao
lafabien2 23/11/2015 12:39
Tokony hifankahalala bebe kokoa isika rehetra. Tokony samy hampita vaovao ara-potoana ihany koa. Maztou daholo
lafabien2 23/11/2015 12:38
Mahafinaritra mijery sary. Tohizo
Vanilia 21/11/2015 17:39
Mampalahelo, tena tsapako ankehitriny fa isika Malagasy dia manary ny maha izy antsika. Ny fiteny , ny fitafy , indrindra fa ny fomba fisainana dia lasa mikorosofahina.
Ho aiza ianao ry Nosy mamiko?
damie 21/11/2015 09:38
te hizara hafaliana ho an'ny rehetra
jaoanjara 20/11/2015 08:58
miahaba ny namako rehetra eto amin'ny vondrona ,tonga soa indray aho e
bearson 19/11/2015 17:25
mtady naman'za fa vaovao e
DERAMPITIAVANA 18/11/2015 11:00
@antonie : Mrci t@ valinteninao ary tena marina ny voalazanao ka inona zany ny ataoko?
DERAMPITIAVANA 18/11/2015 06:19
MITADY NAMANA EFA MANAMBADY +12 ANS NA LAHY NA VAVY
Voalohany  < 69 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 96 97 98 99 100 101 102 103 104 105 106 107 108 109 >  Farany
mg