Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

chantrire 15/11/2015 19:29
Rera-tsaina loatra aho ka tsy mahavita na inona na inona
nassim 13/11/2015 12:41
Aona no atao fa tsy met tafiditr @le vondrona ao reo za
Ndisa 11/11/2015 11:00
ansa ra misy sera tsy azo atao ato?
damah 11/11/2015 10:24
miha ratsy hatrany
0001 11/11/2015 09:57
mety hoavy ve'reto ny orana rariva?
1969juste 09/11/2015 13:17
@mhminah : Slt! Mhminah! En forme? Hafa mihitsy mety hoe inona re ny ambadik'izany eh? MAhaliana ahy. Mirary soa
Amiko 06/11/2015 15:27
zoma indray ny andro dia lasa ny eritrerito hoe : rehefa zoma hoatran izao ve dia tsy maintsy hoe : manao fotoana amilay zoma ? atreto aloha de izay no zava misy sy fantatro ary mbo ataoko hany koa indraindray
fa asa kosa ny anao any ?
Haby 04/11/2015 11:58
de hifampijerijery eto fotsiny ve ? mba asio sera moa e
Voalohany  < 70 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 96 97 98 99 100 101 102 103 104 105 106 107 108 109 110 >  Farany
mg