Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

kabuto 24/04/2020 12:16
Ity iany no enjana raha resaka mangas (naruto sy ny zananay)
kabuto 24/04/2020 12:15
Ity iany no enjana raha resaka mangas (naruto sy ny zananay)
cyrilviril 18/03/2020 16:57
SORAKODIA

Ny soratra dia fiara nitondra anao fahazaza
Nitety fahalalàna hampita anao ho fanta-daza
Nanoratra ny momba anao izy
Vao ianao nahita masoandro
Izao izy tsy mamela anao ambozizy
Aina no fetra, olom-banona ianao indray andro
Ka mba omeo fiara koa re ny soratra
Fa amin'ny fiainantsika io k... Tohiny
rindras 26/02/2020 17:54
Reraky ny asa dia mba manalazy kely aloha e
hery 05/01/2020 23:51
@rafajeh : iza indray izany manao be fiavy izany lolll
Haby 03/01/2020 06:54
Bonne année daholo e
tyrion 19/12/2019 21:17
mbola miasa ve ty?
boysbest 01/12/2019 03:29
Mihantomotra ny faran'ny taona,ary mitombo ny setrasetra sy fandikan-dalàna andavan'andro.Fa maninona
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 >  Farany
mg