Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

helvinot2016 07/01/2016 20:59
Betsaka ny namko any ampi narana ka samy manana ny toetrany avy(ratsy sy tsara) ;ahoana no tokony ataoko @ izany azafdy?(ANTALAHA)
deric 07/01/2016 13:55
... raha manana tsikera na soso-kevitra ianao dia iangavana mba hampidirina ato izay.
Misaotra (soso-kevitro ity)
kanjami 04/01/2016 07:12
Miarahaba antsika rehetra namana nahatratra ny taona vaovao 2016 é, dia hahita fahombiazana amin'ny izay atao, ho tahian'Andriamanitra mandrakariva
zafaly 02/01/2016 17:53
21 taona za,mipetraka aty toamasina,mitady sipa aho hiaraka amiko.Aty Toamasina aho no mipetraka a.
zafaly 02/01/2016 17:51
21 taona za,mipetraka aty toamasina,mitady sipa aho hiaraka amiko.
zafaly 31/12/2015 12:23
Mba maina indray aloha ny andro faran ny taona eto toanasina a.Milay be e.
annick 30/12/2015 19:28
Hono oa reto ??izaho mipetraka aty remiremont aty vosges ..mba mitady namana aho .namana malagasy vonona iasa ary declarer mihintsy a partir 7janvier 2016 zao fa andeha kely maika any madagascar aho ...asa 20andro fotsny io na 1mois farany betsaka..zay mba maita mba miantsoa ahy raha azo atao fa gas... Tohiny
annick 30/12/2015 19:21
Te ampiditra resaka hafa mintsy aho ka aiz ny idirako??resaka momba ny asa
cocoly 29/12/2015 07:49
@njarahy : Miarahaba anao koa tratriny krisimasy, salama tsara dia ho tratriny taona vaovao. cocoly
Voalohany  < 71 72 73 74 75 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 96 97 98 99 100 101 102 103 104 105 106 107 108 109 110 111 >  Farany
mg