Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

nanou60 07/09/2015 08:13
@nirina11: bjr, faly mandray anao eto, ary maniry hinamana @nao.
nanou60 07/09/2015 08:12
@MALL: bonjour, faly ny tenako mandray anao eto. Aty Majunga no misy ahy.
randz 04/09/2015 11:25
@nanou60: Misaotra anao nandray ahy ho namanao, ny irariana dia mba ho soa sy aharitra anie ny finamanantsika
jsph071 03/09/2015 05:37
@ihangy: miarahaba anao nahatratra ny tsingerin-taona nahaterahana
jsph071 03/09/2015 05:30
@Ianja01: Bonne anniversaire!
jsph071 03/09/2015 05:19
@niarivo: Bonne et heureuse anniversaire!
jsph071 03/09/2015 05:13
@bloom: Bonne et heureuse anniversaire
nanou60 01/09/2015 07:09
@lissybaby: manaona ianao. Faly aho mana-namana ahafahana mivelatra kokoa. Mirary soa ary e!
nanou60 01/09/2015 06:41
@ddauphin: Manaona ianao, faly aho mandray anao ho namana ato @n'ity serasera ity. Aty Mahajanga no misy ahy. Tiako ny manana namana mba hifanakalozan-kevitra. Misaotra indrindra ary koa mirary soa e!
taxs 31/08/2015 16:07
@vola8: Arabaina tonga soa namana an!
Voalohany  < 76 77 78 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 96 97 98 99 100 101 102 103 104 105 106 107 108 109 110 111 112 113 114 115 116 >  Farany
mg