Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

nanou60 01/09/2015 06:41
@ddauphin: Manaona ianao, faly aho mandray anao ho namana ato @n'ity serasera ity. Aty Mahajanga no misy ahy. Tiako ny manana namana mba hifanakalozan-kevitra. Misaotra indrindra ary koa mirary soa e!
taxs 31/08/2015 16:07
@vola8: Arabaina tonga soa namana an!
stahtam 31/08/2015 12:24
Stahtam, eritreritra nandalo mikasika ny hafatra nalefan-dRafieritreretana tamin'ny 31/08/15:
1°) Raha tena mamaky ny Jaona toko faha 4 io dia izao no voalaza ao: ny Jiosy ihany no miaraka amin'Ilay nampisy ny lanitra sy ny tany rehefa mivavaka fa ny hafa firenena kosa dia mivavaka amin'izay tsy fa... Tohiny
Voalohany  < 79 80 81 82 83 84 85 86 87 88 89 90 91 92 93 94 95 96 97 98 99 100 101 102 103 104 105 106 107 108 109 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 >  Farany
mg