hery 21/11/2009 20:43
Nampidirina androany ny eritreritra mandalo eto amin'ny namana.serasera.org. Ny eritreritra mandalo dia toerana hametrahanao izay eritreritra tianao hozaraina amin'ny namana. Mandehana fotsiny ao amin'ny mombamomba anao.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

8. kalaneny 28/06/2010 09:03
Misaotra amin'iay "Vondrona". Mirary soa e!
7. katiaa 21/11/2009 21:55
testing - 2
6. katiaa 21/11/2009 21:41
testing
5. katiaa 21/11/2009 21:34
d lasa overwritten doly le date fa mi take n last date le izy
4. katiaa 21/11/2009 21:33
ary tsy afaka mampiditra hum
3. hery 21/11/2009 21:30
Faha> tsy haiko hoe in no tena antony manokana lolll
2. simplex 21/11/2009 21:26
gniark gniark !!!
1. fahamarinana 21/11/2009 21:06
Dia lasa tahaka ny dinika kely ankoatran'ny dinika reniny zany ve ry Srfo sa inona no tena antony manokana,raha tsy mahadiso?
mg