tess 22/11/2009 14:05
Inona no maha samy hafa ny sport sy ny exercice fizik???

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

4. ravonjison 14/12/2009 13:24
Ny sport dia vondrona , ny exercice physique dia zana-bondrona ( zavatra kely iray ao anatin' ny sport fotsiny). Mahery ilay matematika an .
3. capitaine 04/12/2009 09:38
lalina bé zany fanontanianao zany ry tess , kestiô ekzistansiellll lol.
2. tess 24/11/2009 20:47
hay ve efa nisy namaly kou e!
ka eo indrindra isika zao ry hery, rehefa hitako ny valiny de alefako eto ihany hihih
1. hery 23/11/2009 09:56
Exercice physique ve tsy fanetsiketsehana vatana fotsiny? Ny sport indray dia tena taranja manontolo mihitsy... da sh'haiko
mg