endrika01 22/11/2009 14:56
Hararaoty ny andro azo hanaovan-tsoa;fa miha-ratsy 'zao fiainana izao!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

4. endrika01 13/12/2009 15:24
Marina doly zany ry reto ah,fa ny sasany vao maika mifanalika,sy mifanapaka fihavanana daholo,
ndraindray tsy hay intsony hoe : havana sa fahavalo!!!!!
fa toa tsy fantany intsony ianao na mifanena aminy aza!
3. hery 23/11/2009 09:52
Na tsy miha-ratsy aza dia tokony manararaotra manao soa foana e
2. bobone 23/11/2009 06:03
endrika01 , tena marina akia zany an! mila manararaotra satria tsy fantatra izay ora na andro , na fotoana ahatongavan'ny mpamonjy. Mifankatiava ihany raha mbola velon'aina!!! tsy misy toy izany ô!ô no mampifaly saina ..... Bà njy e!
1. zikou 22/11/2009 19:54
Ny vokatry ny vavan'ny olona no mahavoky soa azy... Oh 12 - 14a Nanaitra ahy ny hafatra napetrakao
mg