dadasy 22/11/2009 16:28
efa hifarana ny volana novambra afaka herinandro nefa ny ranomandry mbola tsy tonga ihany??? mafana "ara-bakiteny" angamba ny tany!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. hery 23/11/2009 09:46
Nefa mbola oviana vao ho 2012?
1. katiaa 22/11/2009 19:06
iee efa mivadika mintsy n tany, aty aminay zao d lasa tondra drano fona otran n reny we fahavaratra any dago reny nefa supposed we ririnina tsss
mg