themar 23/11/2009 13:23
samy miandry ny lerany tsirairay io Ifanadiana, rehefa tonga izy dia hita eo ny fandehany

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. tess 23/11/2009 14:22
hihihihi ka mbola manavao be de tsy hita hoe aiza no hamalian aazy dia izao no malaky indrindra hihih
2. hery 23/11/2009 13:50
Sao dia tkoony valin'ny eritreritra napetrak'ifanadiana ity ry themar? Sa tena nametraka eritreritra vaovao mihitsy ianao?
1. ifanadiana 23/11/2009 13:27
marina izany fa tokony mba fantatra mialo oe faritra aiza @ty tany ity ny ho potika. le 1/3 nge mbola tsy fantatra oe aiza izy io eh!
mg