hery 23/11/2009 16:12
Omankomany indray ny sary firariantsoa krismasy 2009 sy taombaovao 2010 fa ireo indray no hiseho eo amin'ny sary notsongaina manomboka amin'ny 25 novambra e

Mbola ho avy ihany ny fanazavana fanampiny

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. hery 24/11/2009 09:46
maryline> ny fitsipika tsy miova... Ny sarinao ihany no ilaina amin'ny sary. Fa izany hoe sary manamarika momba ny noely sy ny taombaovao e. Efa nanao an'io isika efa indroa taona misesy izay.
1. maryline 24/11/2009 09:43
sarin'ny dadabe noely ve izany ra Hery!
mg