raozigasy 23/11/2009 21:47
Dia misononoka mora, tsy maka lavitra ilay taona
Satria herinandro vitsy sisa, dia handeha izy himaona
Hamela anao sy ny fahiny, hivalona ho tantara indray
Fa taona hafa sy vaovao, ka ny lasa hiampy iray

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. fahamarinana 24/11/2009 12:56
hiampy iray tokoa o ? Hfaliana daholo zany r'ise !Mirary soa e! kiss !
2. ifanadiana 24/11/2009 06:11
marina izany de hiena ndray zany temps de vie!
1. maeva74 23/11/2009 22:17
Ho lasa tokoa mantsy ilay taona nahitana ireo mamy sy mangidy
Dia handao tsy hiverina intsony fa hamela indray ireo ratra izay nolalovany
Taona hafa indray ity no ho tonga koa asa re! raha hitondra filaminana
Dia ilay ho avy no endrasantsika hanambara izay fisehoany
mg