themar 24/11/2009 06:38
Mahagaga ry zareo fa rehefa vao2 ny taona de samy milaza daholo ny olom-belona fa tokony ho vao2 koa ny fomba fanao sns... Nefe tsy izay no miseho rehefa mandeha ny taona vao2.
Ny teo ihiany noteo, hitanareo ny omby iray rehefa mandeha de izay hitsahan'ny aloha dia hitsahan'ny afara, namisy lavaka ao, na tsara ny lalana, na misy tsilo ao dia lalana avao. Raha nieritreritra zany zaho dia ny taona no miova vao2 fona fany ny fatao no mipetra amin'ny olom-belona ihany...

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. fahamarinana 24/11/2009 12:58
Amiko rehefa mahavita ilay zavatra nirina hiova na dia kely monja aza dia efa zava-dehibe !Sarotra hono ny miala amin'ny mahazatra e !
2. maryline 24/11/2009 09:39
Misy ny manova ny fitaovana sy ny kojakoja rehetra eny @ tenany rehefa vaovao ny taona . ohatra hoe: slipo ,borosy nify, ba kiraro ... dia hoe miova hono e! Nefa ny eo ihany no miverina
1. ifanadiana 24/11/2009 07:06
Misy ndray nge ny ol mba miezaka eh! fa misy ny sasany de minia tsy te hiova mints, mieritreritra fa mety ny t@ taona lasa de aleo @zao ihany fa tsy mila ovana zany....nefa ny fiovana @ olombelona de tena ilaina mints. misy ndray nefa ny sasany mifanohitra @zany, te hiova nefa tsy af-manĂ´tra .....
mg