themar 24/11/2009 07:33
nisy vao2 matetika mandeha amin'ny fahita lavitra dia ady @ kolikoly sy tsolitra ireny.
rehefa nandinika zaho de tsy afaka @ olombelona io satria lova hatrany t@ faha Jesoa kristy efa nisy kolikoly, vola 30 Ar no nanaovan'i Jodasy tsolitra sy namadihan'i Jesoa t@ zany, ka hatramizao dia mbola misaho izany. Izy tsy mety an fe tsy afaka koa ka izay mpampanao kolikoly dia tandremo sao tratra fa manefa anie e!
Raha ny eritreritra nareo ve mety ho afaka ve ny kolikoly na tsolitra?

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. maeva74 24/11/2009 15:49
Ny tsirairay no mila miezaka sy mikipy eo anatrhan'ny tsolitra .
2. hery 24/11/2009 09:40
Ny hoe ho foana amin'ny ankapobeny aloha dia tsy hisy mihitsy e. Fa hoe *ianao* manokana ve mba efa miezaka tsy manao kolikoly? Mba mahatanty rehefa misy zavatra somary manahirana mitranga fa tsy hoe handeha hitady fika hafa?
1. maryline 24/11/2009 09:35
Tsy ho foana izany io kolikoly io raha tsy foana izao tontolo izao, any an-danitra any vao tsy hisy intsony ny hoe " mba ampidiro @ fanjakanao aho Zanahary de mba omeko ny atsasa-pananako enao" samy mandoa ny trosany daholo any tsy misy kolikoly intsony . Fa ny eto an-tany mbola fiainan'izao tontolo izao ary ny dragona lava tandroka no mpanjakan'izao tontolo izao .
mg