hery 25/11/2009 05:23
Efa ho avy ity ny Krismasy 2009 sy ny Taombaovao 2010. Toy ny isantaona dia misy sary firariantsoa avy amintsika namana aseho ao amin'ny pejy fandraisana. Koa amin'ity taona ity dia toa izao no hanaovana izany.

Ny namana rehetra dia afaka mampiditra sary eo amin'ny sary firariantsoa. Ny sary ekena dia sary misy ny endrikao ary misy ahafantarana hoe mirary soa amin'ny krismasy 2009 sy taombaovao 2010. Na sary izany na soratra na famantarana hafa.

Rehefa mampiditra sary dia ataovy hoe krismasy2009 fotsiny (mitambatra) ny eo amin'ilay hoe Anaran'ny sary. Jereo ity sary eto ambany ity ho ohatra.

http://farm3.static.flickr.com/2515/4131378114_bf4f1487c1_o.jpg


Efa afaka mampiditra sary daholo amin'izao fa amin'ny 1 dec vao miseho ny sary.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. hery 25/11/2009 06:16
1. hery 25/11/2009 05:35
Efa miala any sahady ohatra ny an'ikalamako jereo eto
mg