hery 25/11/2009 10:33
Oups... nanjavona ny dinika politika. Saika ny Eritreritra mandalo no no-desactiver-na dia ny politika indray no voakitika :-p

Ok, alaina any amin'ny backup zany tssss

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

9. fahamarinana 25/11/2009 18:58
Dia nandalo tokoa ilay eritreritry Hery fa lasa nitoetra kty !hihi !
8. Noue 25/11/2009 16:05
i nanjakely aza tsy mbola niditra tao ka tena mahafantatra tsara ny fandehany tao alohan'ny hilazana zao zavatra tsy mitombona zao ???
7. nanjakely 25/11/2009 15:50
i noue kosa ve no nahita ny nagidy tao de ny oul retra tsy hanao politique tsony ? i noue toa nanaonao foana tamin'ny ankizy tao hono de nahita ny anganony tao ko
6. Noue 25/11/2009 15:17
Aleo mahintsiny tsy hisy aloha io dinika politika io eee ! aiza ve ka zao hagaigaina rehetra zao zay tsisy hidiran'ny politika dia ao daholo !!! tena mankaleo be ny zavatra lazain'ny sasany ao ee ! tsy mampi-te-hiditra ao intsony !!!
Tokony tsy averina io raha tsy mitsangana ny gouvernementa
5. hery 25/11/2009 11:35
pikatti> Efa aty amin'ny site namana ilay eritreritra mandalo
4. pikatti 25/11/2009 11:33
hoy Hery
Oups... nanjavona ny dinika politika. Saika ny Eritreritra mandalo no no-desactiver-na dia ny politika indray no voakitika :-p ; ajanona angaha le eritreritra mandalo,hotran-ny chargé be loatra ilay pejy fandraisana ve sa ahoana?
maeva>>>manam-paharetana kosa i pikatti e
3. maeva74 25/11/2009 11:05
Tezitra eo ry Pikatti fa!
2. hery 25/11/2009 11:03
Manomboka mimenomenona sahady ry zalahy :-D
1. hery 25/11/2009 10:34
Ary maninona tokoa moa raha tsisy politika mandritra ny indray andro? mbola ezaka be ny maka ny backup
mg