nanjakely 25/11/2009 11:47
rehefa sur kosa fa tsy nisy nigafy lay politique de tsy olana e fa sao de nisy namana tsy nahatanty anlay pression politique tao de manindry ny hafa ,tsapan'ny namana rehetra mantsy fa manindry be ny tgv ao aminareo mpi forum politique ao

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

4. Mirananirina 25/11/2009 12:27
Tsapan'ny namana rehetra hoy ianao??,
Asa aloha fa izaho tsy mahatsapa izany fa marina ny tenin'i Hery hoe olona 1 ihany no tgv miovaova be ao.
3. pikatti 25/11/2009 11:59
lasa nanjakely ndray rawix klé,betsaka mintsy lisany tgvfopla ato zany kay olona efatra monja sisa no manohana an'i lavanify
2. pikatti 25/11/2009 11:55
iza lesy ry nanjakakely no olona voantsindry tao raha tsy ny tgvfopla miboredika ,tsy resaka politika ntsony aza no resahina fa zavatra hafa
1. hery 25/11/2009 11:49
Tsisy manindry be izany eo e

Olona iray ihany no miovaova anarana dia mametraka valiny etsy sy eroa dia hoe manindry be? Raha samy hanao an'izany daholo izay tsy TGV dia angamba asa
mg